• Publiée le 07 janvier 2019 par rakoto

    Ahoana ny tena marina ao ambadik'ity delestage lavareny ity?!
    Mahajanga, zoma maraina, antoandro. Harova..alina. tapaka. Na indray mipika tsy nirehatra.
    Asabotsy 10h de temps...tapaka. alahady hatrizao tsy tsy mandeha.

    Tsy misy fanazavana..tsy...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 22 novembre 2018 par tahina

    Appel à films !!!
    ... The future Zébu d'Or is yet in your power ...   

  • Publiée le 11 novembre 2018 par ramatoa

    Ao amin'ny renivohy try toamasina ao dia mijaly ny mpitatitra na Possy na Tuk tuk na taxi rehefa sendra ireo polisy ireo!
    Ny matetika mahatratra anay rehefa taterina eo alohan'ny CRJS na ary akaikin'ny sapanana Vohitsara.
    Rehefa manomboka hariva ...    Lire la suite

  • Publiée le 27 août 2018 par php

    Leo be zany zay amin'ny ilay Délestage   

  • Publiée le 22 septembre 2017 par kala

    Eni-mianaka be izao no indray maty ny sempotra tao an-trano vokatry ny asan-dahalo izay nitranga tao Antanifotsy.
    Nodoran'ireo dahalo ny trano ka voahidy tao an-trano ireo fianakaviana kely iray ka dia namoy ny ainy noho ny tsy fahampiana rivotra.
    ...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 19 septembre 2017 par henry

    Renim-pianakaviana mitondra vohoka no teraka tao anaty taxibe laharana 114 Soamira teo Ambohimanandray.
    Nisavoritaka ny iray taxibe ka tonga dia nandray ny andraikiny daholo ny rehetra ka nanatitra azy mianaka tao amin'ny hopitaly Ambohibao.
    Marihi...    Lire la suite