Circulation

Signalez les accidents, anarchies, irrégularités sur la circulation dans la ville et dans toute l'Île

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 19 septembre 2017 par henry

    Renim-pianakaviana mitondra vohoka no teraka tao anaty taxibe laharana 114 Soamira teo Ambohimanandray.
    Nisavoritaka ny iray taxibe ka tonga dia nandray ny andraikiny daholo ny rehetra ka nanatitra azy mianaka tao amin'ny hopitaly Ambohibao.
    Marihi...    Lire la suite

  • Publiée le 18 septembre 2017 par mino

    Fiara 4x4 iray iray no nisongona citerne tamin'iny lalam-pirenena faha-2 iny, mampitohy an'Antananarivo sy Toamasina.
    Nifatratra tamin'ny taxi-brousse cotisse nefa ity 4x4 vao nisongona ilay camion, soa ihany fa tsy nisy ny aina nafoy.   

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 18 septembre 2017 par mino

    Tapaka ny tetezana ao Ankidomby, Vohiposa. Fiara be iray no nandeha teo amboniny no nahatonga ny fahatapahana ka dia tapaka anatin'ny fotoana tsy voafaritra ny lalana faha-7 mampitohy an'Antananarivo sy Fianarantsoa.
    Efa natao ny fanamboarana lalana...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 30 août 2017 par rastefa

    Potika tanteraka ny fiara roa tonta noho ny fandehanana mafy loatra. Samy tsy nisy nandraisana ny lohan'ireto fiara 4x4 sy taxi-brousse ireto. Teo amin'ny manodidina ny tanànan'Antetezambaro no niseho ny loza ka notanterina haingana tany amin'ny hop...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 28 août 2017 par kamisy

    Diam-bala efa ho sivy no naha-trobaka an'ity taxi-brousse Sprinter mampitohy an'i Fianarantsoa sy Antananarivo ity.
    Voalaza fa niala avy aty Antananarivo izy ity ka nony efa hiditra an'i Fianarantsoa, tanàna iray atao ho Iboaka no nitrangan'ny loza...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 24 août 2017 par lita

    Niteraka fitohanan'ny lalana tamin'iny digue iny vao maraina ity fiara iray izay tena simba tanteraka noho ny lozam-pifamoivoizana.
    Samy talanjona ny mpandalo mahita ity fahasimban'ity fiara ity.

    sary: facebook