Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

  • Publiée le 22 septembre 2017 par kala

    Eni-mianaka be izao no indray maty ny sempotra tao an-trano vokatry ny asan-dahalo izay nitranga tao Antanifotsy.
    Nodoran'ireo dahalo ny trano ka voahidy tao an-trano ireo fianakaviana kely iray ka dia namoy ny ainy noho ny tsy fahampiana rivotra.
    ...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 23 août 2017 par reepicheep

    Lehilahy roa tokony eo amin'ny 53 sy 27 taona eo ho eo no nahatratrarana basy lava iray sy bala iray cartouche teo amin'ny fiantsonana mankany atsimo na hoe fasan'ny karàna.
    Nanao fisafoana toy ny fanao mahazatra azy teny ami’ny faritra Anosizato...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 21 août 2017 par reepicheep

    Mpanendaka sy mpangaro-paosy 11 lahy be izao no indray tratra tamin'ny boriborin-tany voalohany teto andrenivohitra ny alakamisy sy ny zoma lasa teo.
    Misaotra ny mpitandro filaminana mananteraka izany asa izany.   

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 16 août 2017 par alban

    Fifaninanana baolina fokontany ilay raha, tao amin'ny fokontany Anketraky Toliara ny alahady teo.
    Tsy namelàna raha tsy hita ny tranon'ilay lehilahy namono ny baolina izay nitondra fandresena tamin'ny ankilany.
    Rehefa izany dia nidirana an-keriny ...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 16 août 2017 par yves

    Magazay iray teto Mahazoarivo indray no saika hanaovan'ireo olon-dratsy fanafihana ny alatsinaina 14 aogositra lasa teo.
    Miisa telo ireo olon-dratsy ka ny roa tonga dia niditra tao anaty magazay ary ny iray nijanona teo ivelany.
    Nony tafiditra tao...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 16 août 2017 par georges

    Soamanandrariny no resaka eto, jiolahy mitam-piadiana 12 lahy be izao no iray tratra ny mpitandro ny filaminana.
    Araka ny vaovao voaray dia niaraka tratra tamin'ireto jiolahy ireto koa i Kaisara izay voalaza fa rain-dahany tokoa fanafihan-jiolahy.
    ...    Lire la suite