-
Publiée le 07 janvier 2019 par rakoto
Ahoana ny tena marina ao ambadik'ity delestage lavareny ity?!
Mahajanga, zoma maraina, antoandro. Harova..alina. tapaka. Na indray mipika tsy nirehatra.
Asabotsy 10h de temps...tapaka. alahady hatrizao tsy tsy mandeha.
Tsy misy fanazavana..tsy... Lire la suite -
Publiée le 27 août 2018 par php
Leo be zany zay amin'ny ilay Délestage
-
Cliquez sur la photo pour l'agrandir
Publiée le 30 août 2017 par zanzozefaNanomboka tamin'ny folo ora maraina teo no nilelalela ny afo teto ambohimanambola. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny firehetana fa ny vaovao azo fotsiny dia hoe telo ireo mpiasa no naratra ary adiny roa aty afara mbola miady amin'ny famonoan... Lire la suite
-
Cliquez sur la photo pour l'agrandir
Publiée le 27 juin 2017 par suarezMampalahelo indray ny vaovao azo androany fa vao vita fety dia nisedra loza indray ny mpiantra ao amin'ny oniversité an'Antsiranana.
May kilan'ny afo ny bloc G27 sy G28 androany maraina ka tsy nisy nandraisana mihitsy. Marihina fa court circuit no ... Lire la suite -
Cliquez sur la photo pour l'agrandir
Publiée le 06 juin 2017 par lightTapaka nandritra ny ora iray teo ny jiro tamin'ny maraina.Nisy court circuit tao amin'ny foibe Ambohimanambola ka nitarika azy ho may kila ka tsy nisy nandraisana.
Marihina fa tsy misy ifandraisana amin'ny resaka delestage io fahamaizana io hoy ny t... Lire la suite -
Publiée le 16 mai 2017 par pèp
Coupure 19h30-20h30 samedi, à nouveau ce soir...la Jirama prétend que ce sont des pannes mais des pannes de 60mn pile...C'est reparti donc ?
beloo — Il y a 3 ansBonjour, Et encore, nous du côté de Mahamasina, nous n'avions jamais connu ni le délestage ni les pannes (même aux temps les plus obscures du pays), seulement aujourd'hui, on a de plus fréquentes coupures.
- 0
- 0
Derniers sujets ajoutés
-
Delestage lavareny
Ahoana ny tena marina ao ambadik'ity delestage lavareny ity?! M...
-
Hello
Leo be zany zay amin'ny ilay Délestage
-
Mirehitra ny jirama ambohimanambola
Nanomboka tamin'ny folo ora maraina teo no nilelalela ny afo teto...
-
Tranon'ny Mpianatra may kilan'ny afo - Antsiranana
Mampalahelo indray ny vaovao azo androany fa vao vita fety dia ni...
-
May ny foibe Jirama Ambohimanambola
Tapaka nandritra ny ora iray teo ny jiro tamin'ny maraina.Nisy co...