Violence envers les femmes

En parler c'est déjà les combattre. Osez dénoncer les violences conjugales et toute forme de violence fondée sur le genre et envers les enfants.

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 31 juillet 2017 par reepicheep

    Efa tsy fantatra intsony ny mahazo antsika Malagasy fa dia tranga mampalahelo ity niseho tany Antsirabe ity.
    Vehivavy iray no nisy namono, tsy vitany hoe novoina fa dia tamin'ny feno habibiana no nahazo ity tovovavy ity ka tena maha ontsa tokoa ny m...    Lire la suite

    reepicheep — Il y a 1 an

    Tohiny :: http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2017/08/01/antsirabe-vehivavy-notetitetehana-nisy-taratasy-namelan-kafatra-napetrany-tao-an-tranony/

    • 0 
    • 0 
  • Publiée le 04 juillet 2017 par rkt

    http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2014/05/26/analamahitsy-vehivavy-maty-nisy-namono-nitanjaka-ny-tapany-ambany/   

    Analamahitsy : Vehivavy maty nisy namono, nitanjaka ny tapany ambany – Midi Madagasikara
    Omaly maraina be no nahitan’ny mpandalo fatim-behivavy iray teny Analamahitsy Carrière tsy lavitra ny fivarotana vato. Teo amin’ilay toerana fanipazan’ny olona fako misy fidinana be ary teo amina sisina tamboho tsy vita. Araka ny filazan’ireo izay nahita ny razana voalohany, nitanjaka ny tapany ambany ary norakofana tamina akanjoba ny lohany. Nafatotra tamin’ny tendany io akanjo io ary voalaza fa nanahirana mihitsy ny namaha an’izany satria nigeja mafy tokoa. Nihoson-drà koa io akanjo io izay miloko mavokely. Raha ny fahitana ny razana dia ankeviny nokendaina ilay izy. Teo koa ny nilaza fa naolana ity vehivavy ity ka rehefa vita izay nataon’izay nanao izany dia novonoiny. Mbola teny an-tongony ny kiraro nanaovany. Manao bango miolankolana sahala amin’ny rasta izy. Tsy fantatra marina ny fotoana nahatonga ny razana teo amin’ilay toerana. Faran’izay mangina ilay faritra indrindra raha vao maizina ny andro. Tsy misy mpandalo intsony ary ny mpanao hitsin-dalana no mandeha eny amin’ny antoandro.
  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 14 juin 2017 par reepicheep

    Nozaraina fanafody kankana ireto mpianatry ny sekoly fanabeazam-pirenena tao amin'ny fokontany Andaboly sy Anketa Toliara.
    Akory anefa fa dia narary daholo ireto mpianatra vokatr'izany, tao ny tsy nahatsiaro tena, ny kaokaokin'ny nandoa, nitarika ar...    Lire la suite

  • Publiée le 12 juin 2017 par voaolana

    Gravy koa ilay vaovao Tv tsy miankina ny zoma halina= sinoa 5 ( lehilahy 4 sy vehivavavy 1) no ni-viol ankizivavy gasy 20 taona tao amin'ny efitrano faha-6 ny hotely etsy Mahamasina nandritry ny alina rehefa nomen'izy ireo zavamahadomelina. Afaka nia...    Lire la suite

  • Publiée le 31 mai 2017 par mpanarabaovao

    Nahagaga sy nahatalanjona ra naheno ny zavatra nitranga tety amin'ny Forello Tanjombato, mpiasa lehilahy iray miasa amin'ito zone franche itony no namono ny vadiny, nihoson-drà tanteraka ramatoa no sady mitoe-jaza ihany koa. Rehefa avy novonoiny ila...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 30 mai 2017 par reepicheep

    Efa mivaona mankaiza loatra ny fiaraha-monina eto amintsika fa dia tsy maintsy misy vaovao ratsy sady mampalahelo foana isan'andro. Dia ny fitsaram-bahoaka, fankàna ankeriny, Vaky trano, asan-dahalo sns ireo ihany no vaovao miverimberina eto amintsi...    Lire la suite