Ambohibao

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 19 septembre 2017 par henry

    Renim-pianakaviana mitondra vohoka no teraka tao anaty taxibe laharana 114 Soamira teo Ambohimanandray.
    Nisavoritaka ny iray taxibe ka tonga dia nandray ny andraikiny daholo ny rehetra ka nanatitra azy mianaka tao amin'ny hopitaly Ambohibao.
    Marihi...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 13 mai 2017 par anonymous

    Asa na inona no nahazo ity vhv ity fa dia ratra mafy no nahazo azy, ary naterin'ny olona tao amin'ny hopital Ambohibao io tolakandro io. Tsy hay izay antony fa tsy misy vola i Solange nefa marary mafy ao. Source FB   

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 23 janvier 2017 par nirina

    May ny societe plascoma akaikin'ny Ambassade Senegal taloha. Tazana avy aty Ivato ilay izy. Efa depuis 20h no nahita afo nirehitra teo, niantso ny pompier fa tsy misy mandray !!