Ambohimanambola

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 30 août 2017 par zanzozefa

    Nanomboka tamin'ny folo ora maraina teo no nilelalela ny afo teto ambohimanambola. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny firehetana fa ny vaovao azo fotsiny dia hoe telo ireo mpiasa no naratra ary adiny roa aty afara mbola miady amin'ny famonoan...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 06 juin 2017 par light

    Tapaka nandritra ny ora iray teo ny jiro tamin'ny maraina.Nisy court circuit tao amin'ny foibe Ambohimanambola ka nitarika azy ho may kila ka tsy nisy nandraisana.
    Marihina fa tsy misy ifandraisana amin'ny resaka delestage io fahamaizana io hoy ny t...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 09 mars 2017 par bekitapo

    Ambohimanambola amoron' Ikopa 09 mars 2017 après ENAWO

    Photo : Haja Placide Ramamonjisoa   

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 16 décembre 2016 par reepicheep

    Orinasa lehibe iray mpanao vato aratra teo Ambohimanambola no may androany hariva tokony tamin'ny 3 ora tolakandro teo. Soa ihany fa tsy nisy ny aina nafoy na dia nihanaka be aza ny afo.
    Marihina fa betsaka ny zavatra simba