Antsahavola

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 12 avril 2017 par misao

    Hafatra miantefa ho an'ny mpivarotra hani-masaka indrindra ireo mpivarotra sakafo atoandro. Aza tia kely ianareo, mba ataovy mifanaraka amin'ny vidin'ny sakafo ny habe sy hatsaran'ny sakafo amidinareo. Marina fa lafo ny fiainana ary hanenjika tombom-...    Lire la suite

    néné — Il y a 1 an

    izany no mahatonga ny tsenan'ny gasy tsy maharitra satria tsy mitany ny kalitao amin'ny voalohany - fa tsy tonga any amin'ilay hotely ange ito hafatrao ity fa mijanona eto e hi h hi hi

    • 0 
    • 0 
    malagasy — Il y a 2 ans

    manohana tanteraka ny teninao...mba mila mivoatra kely ny toe-tsaina fa tsy miforetaka @ tany fona hany ka lasa ambanin ny olona

    • 0 
    • 0