-
Cliquez sur la photo pour l'agrandir
Publiée le 31 juillet 2017 par reepicheepNampisamboaravoara ny tao Antsirabe ity trangan-javatra ity fa dia maty ny kisoa tao anaty vala ary tsy nisy tao anatiny tao ny taovany rehetra.
Gaga ny tompony ny maraina mahita ilay kisoa sady mihoson-drà no maty tsy nahitana taova akory fa dia f... Lire la suite -
Cliquez sur la photo pour l'agrandir
Publiée le 31 juillet 2017 par reepicheepEfa tsy fantatra intsony ny mahazo antsika Malagasy fa dia tranga mampalahelo ity niseho tany Antsirabe ity.
Vehivavy iray no nisy namono, tsy vitany hoe novoina fa dia tamin'ny feno habibiana no nahazo ity tovovavy ity ka tena maha ontsa tokoa ny m... Lire la suitereepicheep — Il y a 3 ansTohiny :: http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2017/08/01/antsirabe-vehivavy-notetitetehana-nisy-taratasy-namelan-kafatra-napetrany-tao-an-tranony/
- 0
- 0
-
Publiée le 18 juillet 2017 par fire
http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2017/07/18/antsirabe-trano-20-indray-no-kilanny-afo/
Antsirabe : Trano 20 indray no kilan’ny afoSuivez les actualités à Madagascar avec le premier quotidien national d'information en langue française de la Grande Ãle. -
Publiée le 12 mai 2017 par reepicheep
https://www.facebook.com/francisturbo/videos/10209153317891547/
FrancisToy izao ny fisehon'ny aretina Ambalavelona (tany Manandona-Antsirabe), avrily 2017. -
Publiée le 22 mars 2017 par reepicheep
Nandritra ny andro vitsivitsy dia nifanesy ny fitsaram-bahoaka teto Madagasikara. Tsy mifidy faritra izany fa izay tratra manao ratsy dia toa iharan'izany avokoa.
Raha tsy hilaza afa-tsy :
- Ny tao Antsirabe : Vehivavy iray no tratra teo ampanaovan... Lire la suite -
Cliquez sur la photo pour l'agrandir
Publiée le 12 janvier 2017 par tsabotsyToy izao amin'ny sary izao ny fahavoazana vokatry ny horohorontany iny. Triatra ny tranonay. Eto Antsenakely, centre ville Antsirabe ireo. Tsy nisy aina nafoy