Fianarantsoa

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 28 août 2017 par kamisy

    Diam-bala efa ho sivy no naha-trobaka an'ity taxi-brousse Sprinter mampitohy an'i Fianarantsoa sy Antananarivo ity.
    Voalaza fa niala avy aty Antananarivo izy ity ka nony efa hiditra an'i Fianarantsoa, tanàna iray atao ho Iboaka no nitrangan'ny loza...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 06 juin 2017 par ambala

    Ben'ny tanàna ao Ambalakindresy maty voatifitra ary notsatotsatohana antsy, ary tsy izy irery no maty tamin'izany fa nisy lehilahy iray koa niaraka maty taminy.
    Tsy fantatra mazava ny anton'ny nahatonga izao fahafatesana izao fa raha ny vaovao azo ...    Lire la suite

  • Publiée le 31 décembre 2016 par tsorokav

    Haizina no entinay andraisanany taona vaovao aty Fianarantsoa. Samy tapaka ny jiro sy rano. Efa hatramin'ny 5 ora maraina mbola tsy niverina hatramin'izao   

  • Publiée le 14 décembre 2016 par hasina

    Ankatoky ny fety marina isika izao ka dia nirongatra ny asan-jiolahy taty. Fanafihana dokotera no nitranga, rehefa avy nomeny poizina ny amboa ka maty dia niditra ireto jiolahy nitaona ny entana, rehefa tapitra notaominy ny entana, dia nofohaziny ire...    Lire la suite

  • Publiée le 14 décembre 2016 par hasina

    Fijaliana tanteraka ny afitsoky ny Jirama aty Fianarantsoa, zara raha hisy adiny 2 isan'andro ny Jiro no mandeha. Ny rano kosa dia mandeha manomboka @ny 22h30 alina ka hatramin'ny 4h30 maraina, eo dia tapaka indray. Alina foana ny fakana rano aty, ko...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 17 novembre 2016 par reepicheep

    Fitaovam-piadiana arifomba toy ny kalachnikov no entin'ireto dahalo nanafika ny tanànan'Andreana, distrika ny Vohibato, Fianarantsoa. Nahatosika ny an'ireto dahalo ihany fokonolona ka maty izy ireo, ary nodorany.
    Nandalo ny tamin'iny faritra iny ...    Lire la suite