Mahamasina

  • Publiée le 12 juin 2017 par voaolana

    Gravy koa ilay vaovao Tv tsy miankina ny zoma halina= sinoa 5 ( lehilahy 4 sy vehivavavy 1) no ni-viol ankizivavy gasy 20 taona tao amin'ny efitrano faha-6 ny hotely etsy Mahamasina nandritry ny alina rehefa nomen'izy ireo zavamahadomelina. Afaka nia...    Lire la suite

    thierry — Il y a 4 mois

    n ah alu aza tratrako oe am amin fianakaviako n atw an zan, asa angamb n anovak az, msaotr am fampitana vw2 eh

    • 0 
    • 0 
  • Publiée le 13 mai 2017 par anonymous

    Efa miha betsaka ny toeraka tsy azo itondrana peratra volamena, indrindra moa ka raha hitany fa somary matevitevina ilay peratra. Teny Mahamasina ilay farany dia nisy vehivavy nitondra zaza kely, nalain'ilay vhv iray ilay zaza no sady nambanany antsy...    Lire la suite

  • Publiée le 27 mars 2017 par anonymous

    Tandremo fa misy mpanao operation koa ny peratra, lafo tsinona ny gramme ny volamena amin'izao. Vao tamin'ny Alakamisy teo tetsy @ny tsenan'ny Mahamasina no nisy voa. Tovovavy mitaiza zaza noendahin'ny vehivavy izay miainjaika tokoa miisa 2, ny iray ...    Lire la suite

  • Publiée le 13 décembre 2016 par anonymous

    Ny 1er Decembre teo no very ity fiara peugeot 106 izay nangalariny bandy 4 nitondra 4x4 izay nirevirevy teo ihany koa. Tonga dia nodarohiny ilay tompon'ilay 106 dia KO, nampidiriny tao anaty fiara, dia lasa nitsoaka, ny iray kosa nitondra ilay 4x4. ...    Lire la suite