Mahazoarivo

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 16 août 2017 par yves

    Magazay iray teto Mahazoarivo indray no saika hanaovan'ireo olon-dratsy fanafihana ny alatsinaina 14 aogositra lasa teo.
    Miisa telo ireo olon-dratsy ka ny roa tonga dia niditra tao anaty magazay ary ny iray nijanona teo ivelany.
    Nony tafiditra tao...    Lire la suite

  • Publiée le 12 janvier 2017 par reepicheep

    Maraindraina ny alakamisy 12 janoary, izany hoe tokony tamin'ny 1 ora sy 09 minitra teo dia nisy horohorontany mafy izay nandalo teto Antananarivo. Samy taitra avokoa ny olona no gaga satria dia mihozona mafy be ny trano no misy zavatra maneno ma...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 09 décembre 2016 par tahina

    Rehefa ambany be ny tension ny jiro ny hariva ety @ faritra Mahazoarivo dia maraina indray zao dia efa manomboka ny fahatapahanas