Tamatave

  • Publiée le 11 novembre 2018 par ramatoa

    Ao amin'ny renivohy try toamasina ao dia mijaly ny mpitatitra na Possy na Tuk tuk na taxi rehefa sendra ireo polisy ireo!
    Ny matetika mahatratra anay rehefa taterina eo alohan'ny CRJS na ary akaikin'ny sapanana Vohitsara.
    Rehefa manomboka hariva ...    Lire la suite

  • Publiée le 15 novembre 2016 par hery

    Saika isan'andro dia misy delestazy foana aty Toamasina, ary efa mankaleo ny mponina, ary maharitra ora maro izany