Tanjombato

  • Publiée le 31 mai 2017 par mpanarabaovao

    Nahagaga sy nahatalanjona ra naheno ny zavatra nitranga tety amin'ny Forello Tanjombato, mpiasa lehilahy iray miasa amin'ito zone franche itony no namono ny vadiny, nihoson-drà tanteraka ramatoa no sady mitoe-jaza ihany koa. Rehefa avy novonoiny ila...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 07 février 2017 par anonymous

    Ireto indray ny programme ny délestage anio   

    kassily — Il y a 2 ans

    programme du délestage du 08/02/2017

    • 0 
    • 0 
  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 13 janvier 2017 par anonymous

    Ito indray ny programa androany.   

    board — Il y a 2 ans

    Efa lasa any indray ny programme anio 13 Janoary

    • 0 
    • 0 
    board — Il y a 2 ans

    @arilanto mbola tsy nandefa ry zareo fa ilay omaly iny ara taraiky be vao azo avy any aminy. Tonga dia aparitakay ny programa androany vao azo :)

    • 0 
    • 0 
    arilanto — Il y a 2 ans

    Bonjour. Sao dia efa misy programme ny 13 JAnvier azfd ? misaotra

    • 0 
    • 0 
  • Publiée le 12 janvier 2017 par rapiera

    5.3 sur l'echelle de richter ny tanjakan'iny horohorontany nandalo teto Antananarivo iny. Naharitra teo amin'ny 2mn teo ho eo ny fitambaran' ilay izy satria nisy vague roa ka ilay faharoa no tena mafimafy
      

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 05 décembre 2016 par reepicheep

    Ankizilahy kely tokony ho 12 taona teo no voahitsaky ny camion na fiara be iray teny Tanjombato tamin'ny sabotsy lasa teo. Tsy fantatra mazava ny tena nahatonga ny loza fa raha araka ny filazan'ny olona teny amin'ny manodidina dia tafiditra tampoka t...    Lire la suite

    saiid — Il y a 2 ans

    mampalaelo :(

    • 0 
    • 0 
  • Publiée le 15 novembre 2016 par leodelestage

    Aty atsimo aty dia tapaka foana ny Jiro matetika ary maharitra ora maromaro.