Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par reepicheep — Le 17 novembre 2016

Fanafihan-dahalo tao amin'ny Distrika ny Vohibato

Fitaovam-piadiana arifomba toy ny kalachnikov no entin'ireto dahalo nanafika ny tanànan'Andreana, distrika ny Vohibato, Fianarantsoa. Nahatosika ny an'ireto dahalo ihany fokonolona ka maty izy ireo, ary nodorany.
Nandalo ny tamin'iny faritra iny ny solombavambahoakan'ny Vohibato ary nampahery ny fokonolona sy ny miaramila izay miady mafy amin'ny fananany
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.