Ressources Energétiques

Donnez l'alerte concernant les coupures ou incidents sur les réseaux électriques ou l'alimentation en eau

Publiée par hasina — Le 14 décembre 2016

Ora 2 isan'andro ny Jiro aty Fianarantsoa

Fijaliana tanteraka ny afitsoky ny Jirama aty Fianarantsoa, zara raha hisy adiny 2 isan'andro ny Jiro no mandeha. Ny rano kosa dia mandeha manomboka @ny 22h30 alina ka hatramin'ny 4h30 maraina, eo dia tapaka indray. Alina foana ny fakana rano aty, koa manaitra ny tompon'andraikitra momba izany. Ny fety ity hoavy, ny Jiro tsy misy, ny rano koa tsy misy
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.