Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par reepicheep — Le 15 décembre 2016

Voasambotra ireo mpanao sinto-mahery eny Anjanahary

Efa malaza ratsy mihitsy ireto jiolahy mpanao sinto-mahery eny Analamahitsy ireto ka izao saron'ny Polisy teny Anjanahary izao.
Ireo olona mitondra finday no tena lasibatr'ireto olon-dratsy ireto ka sendra teo ampanaovana ny asa ratsiny ity jiolahy iray no voadonan'ny fiara ka dia norasim-potsiny. Nandeha ny famotorana mba hikarohana ny namany ka izao naiditra am-ponja izao ry zalahy.
(source: Newsmada)
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.