Catastrophe naturelle

Donnez l'alerte concernant les évènements d'origine naturel, brutal provoquant des bouleversements importants.

Publiée par reepicheep — Le 12 janvier 2017

Horohorontany androany tamin'ny 1h09

Maraindraina ny alakamisy 12 janoary, izany hoe tokony tamin'ny 1 ora sy 09 minitra teo dia nisy horohorontany mafy izay nandalo teto Antananarivo. Samy taitra avokoa ny olona no gaga satria dia mihozona mafy be ny trano no misy zavatra maneno mafy be. Nivoaka ny trano aby ny iray tanàna aty aminay (Mahazoarivo) noho ny hahamafy ilay horohorontany ary samy nijery ny vokany ny teo aminy sy ny manodidina azy. Mbola tsy fantatra ny mari-drefin'izany hatreto (Richter)


  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.