Corruption

C'est notre plus grand fléau. Dénoncez toute forme de corruption dont vous êtes témoins ou victimes.

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par rama — Le 25 janvier 2017

Kolikoly : Antsirabe mandeh zao eto amin'ny FIRAISANA IV ANOSY

Antsirabe mandeh zao et amin'ny FIRAISANA IV ANOSY.
Tsy menatra akory ry zareo mameno olona eo de le firaisana faha 4 koa dia manaiky nefa raha bus no manala olona fanitsin'ny firaisana eo de efa mamay an Polisy.MANAITRA NY SAIN'NY TOMPONANDRAIKITRA
  • 4 commentaires

    tojo — Ajouté Il y a 2 ans

    Efa ela io no teo. fa 5000ar ny vola aloa am polisy 5e isaky ny mandalo eo.Dia 100 mameno fiara 1.Le polisy avy eo no miteny hoe mailo mailo fa andalo eo comsera

    • 0 
    • 0 
    tafita — Ajouté Il y a 2 ans

    Ka mety an'ilay mpiasan'ny firaisana ao angamba io de tsis bedy

    • 0 
    • 0 
    tolotra — Ajouté Il y a 2 ans

    Depuis 2009 reo ry namana no nanomboka teo ah. Omen zareo S le motard lasa bdb nanombk tamzan d lasa io ..... mlay e????

    • 0 
    • 0 
    clarisse — Ajouté Il y a 2 ans

    Eo kosa lo mba tsy msakiroka e ,fa enao mteny oe manaitra ny sain'ny tomponandraikitra fa ry zareo mintsy nge no maka ecolage eo e,lany eo@15000 ar eo reo refa mameno eo mfandimby mandalo eo mantsy ny tomponandraikitra isakarazany maka ny anjarany vao2 marpototra io e

    • 0 
    • 0 

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.