Catastrophe naturelle

Donnez l'alerte concernant les évènements d'origine naturel, brutal provoquant des bouleversements importants.

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par reepicheep — Le 03 mars 2017

Filazàna rivodoza avy amin'ny Météo

Miarahaba ANTSIKA rehetra ny ekipan'ny MÉTÉO MADAGASCAR,
FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA

Araka ny nolazainay tamin’ny Alatsinainy 27 Febroary teo dia misy ANDRO RATSY arahina maso akaiky n'y FIVOARANY IZAO ao amin’ny ranomasimbe Indiana (FOTSY VOAHODIDINA IO AMIN'NY Sary) . Raha ny vina, Ho lasa rivodoza izy ao anatin'ny andro Vitsvits y. Tamin’ny omaly hariva ny foiben'izy io tany amin’ny 1180 Km Atsinanan’Antsiranana. Mbola malefaka ny rivotra entiny. Mikisaka miakandrefana somary atsimo andrefana izy ary mahafaka 15 Km/ora.
Sary :ANIO 03 MARTSA 2017 tamin’ny #6ORA MARAINA

#HITOMBO_HERY izy mandritra ny faran’ny herinandro ity. Mbola sarotra kosa ny maminavina ny ho fizotrany. Noho izany, ARAHO TSY TAPAKA NY VAOVAO OFISIALY HOMENAY ANAREO.
MANENTANA SAHADY ANTSIKA MBA SAMY HO MALINA.
Mirary SOA, rehefa avy eo indray izahay Milaza vaovao
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.