Catastrophe naturelle

Donnez l'alerte concernant les évènements d'origine naturel, brutal provoquant des bouleversements importants.

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par reepicheep — Le 04 mars 2017

Tempête tropicale ENAWO avy amin'ny Météo Madagascar

Novinavinaina hihamahery vaika sy hanatona ny morontsiraka Atsinanan'ny nosy i ny "tempête tropicale" ENAWO amin'ny fiantombohan'ny herinandro ambony izao, ka misy ny fampitandremana miloko MAITSO, hoan'ny faritra ANTSIRANANA I sy II, SAVA, ANALANJIROFO ary ATSINANANA.

Hahiana hiamafy ihany koa ny fitsiokan'ny rivotra manomboka amin'ny Alahady izao, ka mila mitandrina hatrany ny mponina amin'ny morontsiraka AVARATRA ANDREFAn'ny nosy.

Misy ihany koa ny fampitandremana amin'ny hamafin'ny onjan-dranomasina, hoan'ireo faritra manomboka any VOHEMAR ka hatrany TOAMASINA manomboka rahampitso Sabotsy hariva.

Entanina isika rehetra mba samy hitandrina sy hihaino ny vaovao meteo hatrany.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.