Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

Publiée par reepicheep — Le 12 mai 2017

Asan-dahalo any Betroka

Ady tsy mety ho tapitra mihitsy ity asan-dahalo ao atsimo ao ity. Raikitra indray ny fifandonana teo amin'ny zandary miaraka amin'ny fokonolona sy ireo dahalo tany Betroka. Tsy mifampitsitsy mihitsy anefa izay mahatratra na ny tompon'ny Omby na ireo dahalo ka vokany izany dia dahalo 3 no tapa-doha ary mpanara-dia 2 no maty noho ny fifandonana.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.