Violence envers les femmes

En parler c'est déjà les combattre. Osez dénoncer les violences conjugales et toute forme de violence fondée sur le genre et envers les enfants.

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par reepicheep — Le 30 mai 2017

Vehivavy 30 taona nisy namono

Efa mivaona mankaiza loatra ny fiaraha-monina eto amintsika fa dia tsy maintsy misy vaovao ratsy sady mampalahelo foana isan'andro. Dia ny fitsaram-bahoaka, fankàna ankeriny, Vaky trano, asan-dahalo sns ireo ihany no vaovao miverimberina eto amintsika.

Vehivavy 30 taona indray ity nisy namono tamin'ny feno habibiana ity, nofatorana ny tendan'ity vehivavy ity no naolana ka zao hita faty izao.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.