Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par ambala — Le 06 juin 2017

Ben'ny Tanàna Ambalakindresy notifirina sy notsatohana antsy

Ben'ny tanàna ao Ambalakindresy maty voatifitra ary notsatotsatohana antsy, ary tsy izy irery no maty tamin'izany fa nisy lehilahy iray koa niaraka maty taminy.
Tsy fantatra mazava ny anton'ny nahatonga izao fahafatesana izao fa raha ny vaovao azo dia nanara-dia dahalo avy any Alakamisy ambohimaha ity maire ity sy ny mpiara-dia aminy ka zao tra-doza izao.

Malaza
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.