Violence envers les femmes

En parler c'est déjà les combattre. Osez dénoncer les violences conjugales et toute forme de violence fondée sur le genre et envers les enfants.

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par reepicheep — Le 14 juin 2017

Mpianatra nozaraina fanafody kankana tao Toliara

Nozaraina fanafody kankana ireto mpianatry ny sekoly fanabeazam-pirenena tao amin'ny fokontany Andaboly sy Anketa Toliara.
Akory anefa fa dia narary daholo ireto mpianatra vokatr'izany, tao ny tsy nahatsiaro tena, ny kaokaokin'ny nandoa, nitarika aretina an-doha koa izany rehetra izany.

Nisavoritaka ny hopitaly be tao Toliara satria tonga dia nentina tany amin'ny vonjy aina daholo ireto mpianatra ireto.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.