Ressources Energétiques

Donnez l'alerte concernant les coupures ou incidents sur les réseaux électriques ou l'alimentation en eau

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par suarez — Le 27 juin 2017

Tranon'ny Mpianatra may kilan'ny afo - Antsiranana

Mampalahelo indray ny vaovao azo androany fa vao vita fety dia nisedra loza indray ny mpiantra ao amin'ny oniversité an'Antsiranana.
May kilan'ny afo ny bloc G27 sy G28 androany maraina ka tsy nisy nandraisana mihitsy. Marihina fa court circuit no nahatonga izao loza izao.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.