Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par rasamy — Le 03 juillet 2017

Fanafihan-jiolahy tao amin'ny Kaominina Tritriva-Betafo

Nisioka sifflet ny dahalo no niditra tamin'ny tanàna iray tao amin'ny kaominina Tritriva-Betafo ny sabotsy alina tokony ho tamin'ny folo ora sy sasany.
Raikitra ny fifanjevoana ka tsy nobahanan'ny dahalo tsy hivoaka ny trano ny iray tanàna nefa lehilahy iray tokony ho 35 taona no tafatsoaka ny varavarankely ka afaka namaly. Indrisy anefa fa dia maty voafiran'ny famaky ity lehilahy raim-pianakaviana ity ary dahalo iray kosa no maty tamin'ireo mpanao ratsy. Ny ambiny kosa vaky nandositra.

Sary : sobika.com
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.