Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

Publiée par reepicheep — Le 27 juillet 2017

Mpianatra mpanendaka sy mpifoka rongony

Vatan-dehilahy miisa 6 no nosamborin'ny Polisy avy ao amni'ny kaomisaria boriborintany faha-2 tamin'ny 25 jolay teo tokony ho tamin'ny 12 ora sy sasany atoandro. Araka ny fanadihadihana dia tokony eo amin'ny 20 taona ny salan-taonan'ireto zatovo lahy mpanendaka sy mpanao sinto-mahery eto amin'ny Ambohipotsy ireto.
Be loatra ny fitarainan'ny mponina voan'ny asan'ny sinto-mahery ataon'ireto tanora ireto ka nidina nanao fanadihadiana teny ireto Polisy ka zao izy ireto tratra izao.
Marihina ihany koa mifoka zava-mahadolina ireto mpanao ratsy alohan'ny hanaovany izany araka ny vaovao azo.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.