Violence envers les femmes

En parler c'est déjà les combattre. Osez dénoncer les violences conjugales et toute forme de violence fondée sur le genre et envers les enfants.

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par reepicheep — Le 31 juillet 2017

Vehivavy novonoina tamin'ny feno habibiana tao Antsirabe

Efa tsy fantatra intsony ny mahazo antsika Malagasy fa dia tranga mampalahelo ity niseho tany Antsirabe ity.
Vehivavy iray no nisy namono, tsy vitany hoe novoina fa dia tamin'ny feno habibiana no nahazo ity tovovavy ity ka tena maha ontsa tokoa ny mijery azy. Notapatapahin'ireo nahavanon-doza tokoa ity tovovavy ka sanatria otran'ireny hena eny an-tsena ireny no nanaovy azy.
Notapahina niala tamin'ny vatany ny loha, tanana ary tongotra.
  • 1 commentaire

    reepicheep — Ajouté Il y a 1 an

    Tohiny :: http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2017/08/01/antsirabe-vehivavy-notetitetehana-nisy-taratasy-namelan-kafatra-napetrany-tao-an-tranony/

    • 0 
    • 0 

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.