Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par yves — Le 16 août 2017

Fanafihana tamin'ny fivarotana zava-pisotro sy ranomanitra teto Andrenivohitra

Magazay iray teto Mahazoarivo indray no saika hanaovan'ireo olon-dratsy fanafihana ny alatsinaina 14 aogositra lasa teo.
Miisa telo ireo olon-dratsy ka ny roa tonga dia niditra tao anaty magazay ary ny iray nijanona teo ivelany.
Nony tafiditra tao anatiny anefa ireto dahalo dia tsy nisalasala namoaka ny basy ka tonga dia nitady ny vola rehetra tao anaty fisiam-bola tamin'ny mpivarotra ary iray tonga dia nandray sy nifaoka ny entana namidy izay sendra ny masony tany.
Mailo anefa ity mpivarotra ka tonga dia namoaka ny basiny ihany koa ary tsy nisalasala nanambana ireto olon-dratsy. Akory anefa ny hatairan'izy ireto fa vao nahita izany tonga dia vaky lefa ka tsy nisy zavatra azony na iray monja aza.

source: sobikamada.com
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.