Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par reepicheep — Le 21 août 2017

Miisa 11 ny mpanendaka sy mpangaro-paosy tratra ny alakamisy sy zoma lasa teo

Mpanendaka sy mpangaro-paosy 11 lahy be izao no indray tratra tamin'ny boriborin-tany voalohany teto andrenivohitra ny alakamisy sy ny zoma lasa teo.
Misaotra ny mpitandro filaminana mananteraka izany asa izany.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.