Circulation

Signalez les accidents, anarchies, irrégularités sur la circulation dans la ville et dans toute l'Île

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par kamisy — Le 28 août 2017

Norarafan'ny dahalo tifitra variraraka ity taxi-brousse

Diam-bala efa ho sivy no naha-trobaka an'ity taxi-brousse Sprinter mampitohy an'i Fianarantsoa sy Antananarivo ity.
Voalaza fa niala avy aty Antananarivo izy ity ka nony efa hiditra an'i Fianarantsoa, tanàna iray atao ho Iboaka no nitrangan'ny loza. Tonga dia nitifitra ireto tsy mahatahotody ka dia trobaka tanteraka ny sprinter lehibe iray, tokony ho tany amin'ny 3ora sy sasany maraina tany ny loza no nitranga araka ny vaovao voaray.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.