Circulation

Signalez les accidents, anarchies, irrégularités sur la circulation dans la ville et dans toute l'Île

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par rastefa — Le 30 août 2017

4x4 sy Taxi-brousse no nifandona tamin'ny RN5

Potika tanteraka ny fiara roa tonta noho ny fandehanana mafy loatra. Samy tsy nisy nandraisana ny lohan'ireto fiara 4x4 sy taxi-brousse ireto. Teo amin'ny manodidina ny tanànan'Antetezambaro no niseho ny loza ka notanterina haingana tany amin'ny hopitalin'i Toamasina avy hatrany ny naratra tao amin'ilay taxi-brousse, voalaza fa voa mafy ihany koa ny mpitondra azy.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.