Ressources Energétiques

Donnez l'alerte concernant les coupures ou incidents sur les réseaux électriques ou l'alimentation en eau

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par zanzozefa — Le 30 août 2017

Mirehitra ny jirama ambohimanambola

Nanomboka tamin'ny folo ora maraina teo no nilelalela ny afo teto ambohimanambola. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny firehetana fa ny vaovao azo fotsiny dia hoe telo ireo mpiasa no naratra ary adiny roa aty afara mbola miady amin'ny famonoana afo ireo mpamonjy voina. Atahorana ny hitaran'ny afo amin'izao fotoana izao.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.