Circulation

Signalez les accidents, anarchies, irrégularités sur la circulation dans la ville et dans toute l'Île

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par mino — Le 18 septembre 2017

Tapaka ny tetezana ao Vohiposa - RN7

Tapaka ny tetezana ao Ankidomby, Vohiposa. Fiara be iray no nandeha teo amboniny no nahatonga ny fahatapahana ka dia tapaka anatin'ny fotoana tsy voafaritra ny lalana faha-7 mampitohy an'Antananarivo sy Fianarantsoa.
Efa natao ny fanamboarana lalana vonjimaika na deviation fa mbola tsy nety izany hatreto araka ny fanambarana nataon'ny talem-paritry ny asa vaventy ao Fianarantsoa ka mbola hitohy androany ny asa.

Noho izany, dia mirobo-drano daholo na manao ny famindrana (transbordement) no vahaolana hatreto.
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.