Circulation

Signalez les accidents, anarchies, irrégularités sur la circulation dans la ville et dans toute l'Île

 Cliquez sur la photo pour l'agrandir

Publiée par henry — Le 19 septembre 2017

Renim-pianakaviana teraka tanaty taxibe

Renim-pianakaviana mitondra vohoka no teraka tao anaty taxibe laharana 114 Soamira teo Ambohimanandray.
Nisavoritaka ny iray taxibe ka tonga dia nandray ny andraikiny daholo ny rehetra ka nanatitra azy mianaka tao amin'ny hopitaly Ambohibao.
Marihina fa salama tsara izy mianaka amin'izao.
(sary nindramina)
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.