Insécurités

Témoignez ici les insécurités que vous avez vécues ou entendues autour de vous (agression, vol, attaque à mains armées, banditisme ...)

Publiée par kala — Le 22 septembre 2017

Eni-mianaka maty ny fahasemporana tao an-trano

Eni-mianaka be izao no indray maty ny sempotra tao an-trano vokatry ny asan-dahalo izay nitranga tao Antanifotsy.
Nodoran'ireo dahalo ny trano ka voahidy tao an-trano ireo fianakaviana kely iray ka dia namoy ny ainy noho ny tsy fahampiana rivotra.
Mampalahelo raha ny toe-java-misy eto amintsika, oviana ihany ity asan-dahalo ity vao ho tapitra?
:(
(fanahiniana tsy nasiana sary)
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.