Corruption

C'est notre plus grand fléau. Dénoncez toute forme de corruption dont vous êtes témoins ou victimes.

Publiée par ramatoa — Le 11 novembre 2018

Corruption de la police Tamatave

Ao amin'ny renivohy try toamasina ao dia mijaly ny mpitatitra na Possy na Tuk tuk na taxi rehefa sendra ireo polisy ireo!
Ny matetika mahatratra anay rehefa taterina eo alohan'ny CRJS na ary akaikin'ny sapanana Vohitsara.
Rehefa manomboka hariva dia sakanan'izy ireo tsy midisy ny mpitatitra rehetra dia akany vola manomboka 1000 ar hoy ireo mpitatitra. Rehefa hitany fa mijerijery ny client dia asainy mivoaka dia aorianan'ny fiara na tuk tuk no alainy ny vola!
Tsy aritro fa nanontaniako ireo mpitatitra rehetra nandehanako ka tratra teo! Hoy izy ireo fa ra tsy manome dia na dia milamina aza ny taratasy dia gafian'ireo polisy ireo na atoandro aza.
Mahamenatra fa tena nataoko fanahiniana tanaty herinandro mandalo eo fa tratra foana dia izay foana no tenin'ireo mpitatitra. Ary tsy sahy manohitra izy.

Raha mitsoaka hoy izy ireo na tsy manome dia tadidiany ny laharan'ny fiara/ tuk tuk/ possy
  • Soyez le premier à laisser un commentaire

    Ajouter un commentaire

    Votre adresse mail ne sera pas publiée.