Article comportant le tag #ANALAMAHITSY

  • Publiée le 04 juillet 2017 par rkt

    http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2014/05/26/analamahitsy-vehivavy-maty-nisy-namono-nitanjaka-ny-tapany-ambany/   

    Analamahitsy : Vehivavy maty nisy namono, nitanjaka ny tapany ambany – Midi Madagasikara
    Omaly maraina be no nahitan’ny mpandalo fatim-behivavy iray teny Analamahitsy Carrière tsy lavitra ny fivarotana vato. Teo amin’ilay toerana fanipazan’ny olona fako misy fidinana be ary teo amina sisina tamboho tsy vita. Araka ny filazan’ireo izay nahita ny razana voalohany, nitanjaka ny tapany ambany ary norakofana tamina akanjoba ny lohany. Nafatotra tamin’ny tendany io akanjo io ary voalaza fa nanahirana mihitsy ny namaha an’izany satria nigeja mafy tokoa. Nihoson-drà koa io akanjo io izay miloko mavokely. Raha ny fahitana ny razana dia ankeviny nokendaina ilay izy. Teo koa ny nilaza fa naolana ity vehivavy ity ka rehefa vita izay nataon’izay nanao izany dia novonoiny. Mbola teny an-tongony ny kiraro nanaovany. Manao bango miolankolana sahala amin’ny rasta izy. Tsy fantatra marina ny fotoana nahatonga ny razana teo amin’ilay toerana. Faran’izay mangina ilay faritra indrindra raha vao maizina ny andro. Tsy misy mpandalo intsony ary ny mpanao hitsin-dalana no mandeha eny amin’ny antoandro.
  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 15 décembre 2016 par reepicheep

    Efa malaza ratsy mihitsy ireto jiolahy mpanao sinto-mahery eny Analamahitsy ireto ka izao saron'ny Polisy teny Anjanahary izao.
    Ireo olona mitondra finday no tena lasibatr'ireto olon-dratsy ireto ka sendra teo ampanaovana ny asa ratsiny ity jiolahy ...    Lire la suite