Article comportant le tag #CYCLONE

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 10 mars 2017 par reepicheep

    Maro ny takaitra navelan'ny Enawo, anisan'izany ny teto Nosy Be toy ny fahasimban'ny fananàna sy ny fahatapahan'ny lalana.   

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 04 mars 2017 par reepicheep

    Novinavinaina hihamahery vaika sy hanatona ny morontsiraka Atsinanan'ny nosy i ny "tempête tropicale" ENAWO amin'ny fiantombohan'ny herinandro ambony izao, ka misy ny fampitandremana miloko MAITSO, hoan'ny faritra ANTSIRANANA I sy II, SAVA, ANALANJI...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 03 mars 2017 par reepicheep

    Miarahaba ANTSIKA rehetra ny ekipan'ny MÉTÉO MADAGASCAR,
    FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA

    Araka ny nolazainay tamin’ny Alatsinainy 27 Febroary teo dia misy ANDRO RATSY arahina maso akaiky n'y FIVOARANY IZAO ao amin’ny ranomasimbe Indiana...    Lire la suite