Article comportant le tag #HARO-PAOSY

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 21 août 2017 par reepicheep

    Mpanendaka sy mpangaro-paosy 11 lahy be izao no indray tratra tamin'ny boriborin-tany voalohany teto andrenivohitra ny alakamisy sy ny zoma lasa teo.
    Misaotra ny mpitandro filaminana mananteraka izany asa izany.   

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 02 décembre 2016 par reepicheep

    Tra-tehaky ny mpitandro filaminana ity olona iray nangaro-paosinà Vazaha teo Analakely ity. Nijininika ny rà tamin'ny tarehiny sady voa mafy mihitsy izy ity, tratry ny daroka nahazo azy.Tsy mitsaha mitombo ny asa fanaovan-dratsy ind...    Lire la suite