Article comportant le tag #JIRAMA

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 30 août 2017 par zanzozefa

    Nanomboka tamin'ny folo ora maraina teo no nilelalela ny afo teto ambohimanambola. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny firehetana fa ny vaovao azo fotsiny dia hoe telo ireo mpiasa no naratra ary adiny roa aty afara mbola miady amin'ny famonoan...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 06 juin 2017 par light

    Tapaka nandritra ny ora iray teo ny jiro tamin'ny maraina.Nisy court circuit tao amin'ny foibe Ambohimanambola ka nitarika azy ho may kila ka tsy nisy nandraisana.
    Marihina fa tsy misy ifandraisana amin'ny resaka delestage io fahamaizana io hoy ny t...    Lire la suite

  • Publiée le 13 mai 2017 par reepicheep

    Andrin-jiro iray no nahafaty ankizilahy kely mbola 11 taona monja tetsy Androndra ny omaly zoma.
    Vy ity andrin-jiro ity ary misy lavaka na 'dalle' eo anoloany izay tsy maintsy lalana ifamezivezen'ny mponina eo antoerana, ka tsy maintsy mandingana, ...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 21 décembre 2016 par reepicheep

    Aza tapahana ny jironay de tsy tapahanay ny site-nareo, io no soratra nataon'ireo 'Pirate informatique' ny tranokala ny Jirama.

    source : blogdemadagascar
    http://bit.ly/2h1P1T2   

    Un pirate informatique s’est attaqué au site de la Jirama - Le Blog de Madagascar
    Après la police nationale, c’est le site de la Jirama qui a été victime d’une attaque informatique.