Article comportant le tag #MPANENDAKA

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 23 août 2017 par reepicheep

    Lehilahy roa tokony eo amin'ny 53 sy 27 taona eo ho eo no nahatratrarana basy lava iray sy bala iray cartouche teo amin'ny fiantsonana mankany atsimo na hoe fasan'ny karàna.
    Nanao fisafoana toy ny fanao mahazatra azy teny ami’ny faritra Anosizato...    Lire la suite

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 21 août 2017 par reepicheep

    Mpanendaka sy mpangaro-paosy 11 lahy be izao no indray tratra tamin'ny boriborin-tany voalohany teto andrenivohitra ny alakamisy sy ny zoma lasa teo.
    Misaotra ny mpitandro filaminana mananteraka izany asa izany.   

  • Publiée le 27 juillet 2017 par reepicheep

    Vatan-dehilahy miisa 6 no nosamborin'ny Polisy avy ao amni'ny kaomisaria boriborintany faha-2 tamin'ny 25 jolay teo tokony ho tamin'ny 12 ora sy sasany atoandro. Araka ny fanadihadihana dia tokony eo amin'ny 20 taona ny salan-taonan'ireto zatovo lahy...    Lire la suite