Article comportant le tag #MPANGALATRA

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 21 août 2017 par reepicheep

    Mpanendaka sy mpangaro-paosy 11 lahy be izao no indray tratra tamin'ny boriborin-tany voalohany teto andrenivohitra ny alakamisy sy ny zoma lasa teo.
    Misaotra ny mpitandro filaminana mananteraka izany asa izany.   

  •  Cliquez sur la photo pour l'agrandir

    Publiée le 31 décembre 2016 par iabany

    Vaovao mikasika ilay rotaka any Namorona: nisy mpangalatra jirofo voasambotry ny fokonolona, ary natolotra ny biraon'ny zandary. Tafaran'izay anefa dia gaga ny fiarahamonina nahita fa tafavoaka ilay mpangalatra rehefa avy nanao risoriso tamin'ny zand...    Lire la suite